|
|
|
|

Teny iditra1  mitomany vorona an-danitra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny faniriana tafahoatra izay tsy azo tanterahina
Singan-teny  4  mitomany, vorona, lanitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07