Teny iditra mitombaitra (tombaitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Sandra fahavoazana lehibe noho ny antony madinika tsy nampoizina: Nitombaitra Rakoto fa nibolisatra tamin' ny hoditr' akondro dia nianjera ary tapaka ny tongony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitombaitra
nitombaitra
hitombaitra

2010/05/14