Teny iditra | 1 mitombijaña |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
manohitra, mandà: Mitombijaña taroena, tsa mitaino anatsa (Mandà teny, tsy mihaino anatra) |
Fivaditsoratra | 4 mitambijoña, mitombijaña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |