|
|
|
|

Teny iditra1  mitompo
Fototeny  2  tompo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikiry amin' ny heviny
Ohatra  5  [2.296#] Ny firenena sasany angamba, indrindra ny Tandrefana toa mitompo loatra amin' ilay safidy amam-piniavana izakany ny tenany;
6  [2.424#] Sarotra no mitompo teny fantatra hoe iza amin'ireo fanafody amboarina ao an-trano no tena mandaitra ary iza no tsy mandaitra.
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mitompo io

Fivaditsoratra  13  mitompo, tompoim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21