Teny iditra mitondra ny maizina (tondra, aizina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mijaly mafy amin' ny fahoriana mahazo azy [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra maizina ny mahazo azy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31