|
|
|
|

Teny iditra1  mitondra roa
Singan-teny  2  mitondra, roa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona izay sady manana anjara lova any amin' ny rainy no manana any amin-dreniny
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#3179] Celui qui a part à l' héritage dans la caste de son père et dans celle de sa mère porte deux choses à la fois
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  matoriandro, mitondra roa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21