Teny iditra mitongaitre
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mandringa, mitsapik'ila: Mibongaiña tan-karaña i Kajary lahale ka mitongaingaitre nieñañe (nivarina tan- tevana i Kajary halina ka mandringandringa lasa any) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31