Teny iditra mitongoa (tongoa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miampy, misy zavatra mitatao eo amboniny toy ny trafo (tongoa): Vary iray vilia mitongoa hena [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitongoa
nitongoa
hitongoa
Teny nalaina 

2010/05/14