|
|
|
|

Teny iditra1  mitono
Fototeny  2  tono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena.
5  [1.13] manatsatsika, manasaly, mandoro
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to broil
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] griller au feu
8  [1.13] griller
Ohatra  9  mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny mitono io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11