|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitonona
Fototeny  2  tonona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Milaza anaran' ny tena: Nanontaniana izy veto nitonona anarana
Milaza tena: Mitonona ho solon-tenan' ny mpiasa izy, nefa tsy mikarakara azy ireo akory
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to speak up; to call oneself by name, to volunteer
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] prononcer; se prononcer; dire ou avancer son propre nom
7  [1.5] se prononcer, dire soi-même son propre nom
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mitonòna
Fototeny  13  tonona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitonona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  amontony, itononam, mitonòna, mitonona, natomony, nionotam, nitonoam, nonatoim, notamoin, notaomin, notomany

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08