Teny iditra mitontohitra (tontohitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitohy, misesy tsy mitsahatra: Mitontohitra ny asanareo eto izany!
¶ Mifandimby tsy an-kijanona: Rehefatsena ny andro, mitontohitra ny olona miditra ao an-tsena [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitontohitra
nitontohitra
hitontohitra

2010/05/14