|
|
|
|

Teny iditra1  mitopy
Fototeny  2  topy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (maso) Miantefa mijery kely miserana: Nitopy tany amiko ny masony ka menatra aho
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to direct the eyes at something
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] être dirigé sur quelque chose (se dit des yeux)
Ohatra  7  Nony nitopy lavidavitra ny masony, olona telo mianaka no tazany amin' ny lalan-tokana mandalo ny tanànany. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mitopy io

Fivaditsoratra  14  impito, mipoty, mitopy, mpioty

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21