Teny iditra | 1 mitoreo |
Fototeny | 2 toreo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#734] Manao feo mitaraindraina, mampahonena Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#667] to chirp. Used only of birds |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#731] gazouiller demander avec insistance, de manière à exciter la compassion |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |