|
|
|
|

Teny iditra1  mitoreoreo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  toreoreo
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1#734] >Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany
Ohatra  8  [2.470#72] mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno
9  [2.436#83] Ny hira mitoreoreo sy mitaraindraina, ny tiona gregoriana, dia tsy azon' ny Malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29