Teny iditra mitoretra (toretra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitangongo (ny voa vokatra tsara eny ambony hazo)
¶ Mikainkona, mifendrotra
¶ Mikisinkisina, mitaredretra, milasilasy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitoretra
nitoretra
hitoretra

2010/05/14