Teny iditra mitorevaka (torevaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka fotsiny tsy manao na inona na inona, midonana-poana, varimbariam-poana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitorevaka
nitorevaka
hitorevaka
mitorevaha

2010/05/14