Teny iditra mitoritory ravina
Singan-teny mitoritory ; ravina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fanaovana dinidinika eo amin' ny raharaha lehibe mikasika ny fianakaviana; midinidinika raharaha amim-pifaliana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Examiner à fond une affaire difficile. [2.415, 1.3]
 C' est comme si on séparait des feuilles [2.415]
 Séparer des feuilles [1.3]
Ohatra ka dia avy mitoritory ravina amana mandinidinika [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03