Teny iditra | mitorovoka (torovoka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mipetraka miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka: Nitorovoka nanodidina an' i Dadabe ny zafy keliny enin-dahy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra | Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 56] | ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mitorovoka io | ||||||||||||||||
2013/05/23 |
![]() |