Teny iditra | 1 mitorovoka |
Fototeny | 2 torovoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mipetraka miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka: Nitorovoka nanodidina an' i Dadabe ny zafy keliny enin-dahy |
Ohatra |
5 Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mitorovoka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |