Teny iditra |
mitory
(tory)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra:
Mahay mitory teny io mpitondra fivavahana io [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to preach, to accuse [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | prêcher; accuser [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
mitory
(tory)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Manasilaka ny tsiratsirany: Mitory zavamaniry hatao kofehy [Rajemisa 1985]
|
Endriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
mitory
(tory)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Miampanga amin' ny manampahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana:
Mahazo mitory ianao fa tsy raharahako ¶ Manambara, milaza:
Tsy mamaly ianao rehefa anontaniana; mitory izany fa ianao mihitsy no nanao io hadisoana io [Rajemisa 1985]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
mitory
(tory)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Manisy soritra manelanelana na manavaka:
Mitory tanimbary [Rajemisa 1985]
|
Endriteny |
|
|