Teny iditra (1/4) | 1 mitory |
Fototeny | 2 tory |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra: Mahay mitory teny io mpitondra fivavahana io [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to preach, to accuse [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 prêcher; accuser [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 11 mitory |
Fototeny | 12 tory |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Manasilaka ny tsiratsirany: Mitory zavamaniry hatao kofehy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 20 mitory |
Fototeny | 21 tory |
Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
23 Miampanga amin' ny manampahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Mahazo mitory ianao fa tsy raharahako 24 Manambara, milaza: Tsy mamaly ianao rehefa anontaniana; mitory izany fa ianao mihitsy no nanao io hadisoana io [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (4/4) | 29 mitory |
Fototeny | 30 tory |
Sokajin-teny | 31 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
32 Manisy soritra manelanelana na manavaka: Mitory tanimbary [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 37 miotry, mitory |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |