Teny iditra mitosaka (tosaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitobaka betsaka indray mandeha: Nitosaka ny rora avy tao am-bavany
¶ Miditra tampoka betsaka: Nitosaka ny mpianatra niditra tao an' efitrano
¶ Tapaka, vaky [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitosaka
nitosaka
hitosaka
mitosaha

2010/05/14