Teny iditra (1/2) | 1 mitosy |
Fototeny | 2 tosy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mikasika (amin' ny lalao kanety) |
Voambolana |
5 Kilalao |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mitosy |
Fototeny | 11 tosy |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 18 miotsy, misito, mitosy, sitimo, tsimio |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |