Teny iditra mitoto (toto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamotipotika zavatra: Mitoto voanjo
¶ Mikosoka ny vary akotry hialan' ny hodiny: Mitoto vary [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitoto
nitoto
hitoto
mitotoa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/05/23