Teny iditra | 1 mitotototo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko |
Fototeny | 4 totototo |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mitotototo io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |