Teny iditra mitoty (toty)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikarakara tsara, mikajy, mitandrina: Ianao dia tsy mitoty mihitsy ka! [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitoty
nitoty
hitoty

2010/05/14