|
|
|
|

Teny iditra1  mitoty
Fototeny  2  toty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikarakara tsara, mikajy, mitandrina: Ianao dia tsy mitoty mihitsy ka!
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  mitoty, timoty

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05