Teny iditra mitovana (tovana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy tovana, misy fanampiny na tohiny avy ao ambany na avy eo aoriana: Ho mafy ve io tady mitovana io? [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitovana
nitovana
hitovana

2013/05/23