Teny iditra mitovevy (tovevy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitongilana, mihilangilana, tsy marina, tsy miarina tsara [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitovevy
nitovevy
hitovevy

2010/05/14