Teny iditra (1/2) | 1 mitozo |
Fototeny | 2 tozo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manohy miasa tsy mety kivy, mikiry, mikikitra: Mitozo mianatra ihany io zazalahy io na dia be aza ny fakampanahy manodidina azy |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mitozo |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Tanosy]
mitsahatra |
Fivaditsoratra | 12 mitozo, tozoim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |