Teny iditra mitrabaka (trabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milentika, mitsofoka (enti-milaza zava-maranitra miditra anaty nofo) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitrabaka
nitrabaka
hitrabaka

2010/05/14