Teny iditra mitraho (traho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mihandrohandro ho latsaka [Rajemisa: Fiteny 3]
Endriteny 
mitraho
mitrahon'
mitrahon-
mitrahom-
nitraho
nitrahon'
nitrahon-
nitrahom-
hitraho
hitrahon'
hitrahon-
hitrahom-
Ohatra Zana-borona nanintsana elatra aho, / Raiki-tahotry ny oram-be mitraho [Eliza Freda: Vetsovetso]

2019/08/17