Teny iditra mitrandraka (trandraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miasa tany amin' ny angady, mihady tany
¶ Mikaroka lalina amin' ny alalan' ny famotopotorana [Rajemisa 1985]
 mamongotra zavatra mba hahodina [SLP 1986]
Famaritana frantsay exploiter [SLP 1986]
Endriteny 
mitrandraka
nitrandraka
hitrandraka
mitandraha

2012/09/24