Teny iditra (1/2) | 1 mitrebona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza voan-javamaniry nambolena ka mitsimoka ary miseho mipoitra avy ao anaty tany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] bourgeonner, germer, paraître en poussant hors de terre |
Voambolana |
5 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Fototeny | 6 trebona |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mitrebona |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Enti-milaza zava-marani-doha, toy ny lefona, mitsatoka amin' ny tany |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] quelque chose de pointu qui s'enfonce; les pieds qui s'enfoncent dans la boue; la chose dans laquelle la lance, etc., s'enfonce; le bourbier dans lequel les pieds s'enfoncent |
Fototeny | 14 trebona |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 18 itrebonam, mitrebona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |