Teny iditra mitrehatreha (trehatreha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirehareha sady mahery fiavy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitrehatreha
Ny lasa : nitrehatreha
Ny hoavy : hitrehatreha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05