Teny iditra mitriatra (triatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Rovitra, tataka, mitataka: Mitriatrany pataloany
¶ Mitsefaka, miveraka, mivava: Nitriatra ny tamboho voan' ny balan-tafondro [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitriatra
nitriatra
hitriatra
Teny nalaina 

2010/05/14