Teny iditra (1/2) | 1 mitrona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mamoaka feo: Mitrona ny kisoa Misatrasatra tsy avy miaina: Mitrona ny marary |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to grunt like a pig |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] grogner comme un porc; rugir, ronfler |
Voambolana |
6 Feo 7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Fototeny | 8 trona |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 mitronà |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fototeny | 17 trona |
Fivaditsoratra | 18 itronam, manotry, miranto, mitrona, mitronà, noritam, notarim, rantoim, toranim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27 |
![]() |