Teny iditra mitrongy (trongy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihady amin' ny vava, toy ny fanaon' ny kisoa: Nisy lambo nitrongy ny tokotanintsika halina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to root like a pig [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fouiller la terre avec le groin (porc) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mitrongy
nitrongy
hitrongy
mitrongia
Teny nalaina 

2013/05/24