Teny iditra mitsaboaka (tsaboaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny rano mamoaka feo rehefa anipazana na torahana vato [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsaboaka
nitsaboaka
hitsaboaka

2010/05/14