Teny iditra mitsaika (tsaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon' ny mpihaza na mpangalatra: Nitsaika ilay mpihaza no nahazoany ilay tsipoy
Mangalatra mangingina tsy misy mahita: Nisy nitsaika ny satroko nihantona teto
Enti-milaza ny zaza vao torontoronina ao an-kibon-dreniny: Zaza vao mitsaika io mampandoandoa anao io [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsaika
Ny lasa : nitsaika
Ny hoavy : hitsaika
Filaza mandidy : mitsaiha
Ohabolana 

Teny iditra mitsaika (tsaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifantina ny voam-bary tsara [1.1]

Teny iditra mitsaika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitoe-jaza [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Fécondée [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31