Teny iditra | 1 mitsaitsaika |
Fototeny | 2 tsaitsaika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha mora dia mora, mamindra tsy re amin' ny loha tongotra: Aoka ianao hitsaitsaika fa sao dia manaitra zaza matory. Ny teny hoe: Mitsaitsaika dia fampiasa koa rehefa mihataka avy mamangy fahoriana olona: Ilaozanay hitsaitsaika ianareo, tompoko. (Raha mamangy an-kasoavana kosa, ny mifanohitra amin' ny Mitsaitsaika no ampiasaina, dia ny hoe: Mingodongodona) |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mitsaitsaika io |
Fivaditsoratra | 10 matsaitsaiky, mitsaitsaika, mitsiatsiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |