|
|
|
|

Teny iditra1  mitsako dilana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Tovy hevitra  4  mitsapodilana
Singan-teny  5  mitsako, dilana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16