Teny iditra mitsamaka (tsamaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zava-maranitra milentika anaty zavatra malemy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsamaka
Ny lasa : nitsamaka
Ny hoavy : hitsamaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05