Teny iditra mitsamontsamona (tsamontsamona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manapoapoaka na mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mitsako; manao fitsako mamoaka feo mipoapoaka na mitsefotsefotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsamontsamona
nitsamontsamona
hitsamontsamona
mitsamontsamoa

2010/05/14