|
|
|
|

Teny iditra1  mitsangan-kozatra
Singan-teny  2  mitsangana, hozatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  hita miseho eo amin' ny hoditra ny hozatra izay toy ny mivanditra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10