Teny iditra mitsangan-kozatra
Singan-teny mitsangana ; hozatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hita miseho eo amin' ny hoditra ny hozatra izay toy ny mivanditra [1.1]
Tovy hevitra velon-kozatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10