Teny iditra mitsangantsangana (tsangantsangana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay se promener [Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
mitsangantsangana
nitsangantsangana
hitsangantsangana
Ohatra Mitsangatsangana eny amoron-dranomasina, mijery ny mpanjono, ny fiditra sy ny fivoaky ny botry no fanalako andro [Andriamalala: Ranomasina, takila 43]

2013/12/21