Teny iditra mitsantselatra (tsantselatra (tselatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manelatra miserana saika tsy tra-maso [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsantselatra
nitsantselatra
hitsantselatra

2013/05/24