Teny iditra | 1 mitsaotsao |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 tsaotsao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy misy tsirony sady toa mitsatsaka ao am-bava: Mitsaotsao izany mangahazo izany |
Fivaditsoratra | 5 isotasotam, misotasotà, misotasota, mitsaotsao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |