Teny iditra | 1 mitsararàka |
Fototeny | 2 tsararàka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza akanga maneno: Mihoraka ny sahona ary mitsararàka ny akanga |
Voambolana |
5 Feo 6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mitsararàka io |
Fivaditsoratra | 11 mitsararaka, mitsararàka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |